この商品を友人に教える:
Ilay Saka Mpanasitrana Tuula Pere
遠隔倉庫からの取り寄せ
他の形態でも入手可能:
Ilay Saka Mpanasitrana
Tuula Pere
Celesse, the healer cat, is a highly respected member of the neighborhood. As the mistress's favorite cat, she spends lazy days in the warmth of the house.
One snowy night a mother hare rushes in, desperate for help. Reluctantly, the healer cat travels with her through a nighttime snowstorm and biting cold winds. In a dark forest, Celesse comes face-to-face with a scary surprise and is forced to gather her powers for the first time in a while.
---
Noho ny hery mahasitrana ananany, Lisy Rasakamanasitrana dia mponina tena haijaina eo amin'ny fiarahamonina. Satria izy saka ankafizin'ny ramatoa mpitaiza azy indrindra, afaka mankafy hakamoana mandany ny androny ao amin'ny hafanan'ny trano.
Saingy nisy renibitrodia nisosososo niditra, nila fanampiana. Naharesy lahatra an-dRasakamanasitrana ny fiangavian'ilay bitrodia izay nitondra azy namakivaky ny alina tanaty tafio-drivotra sy fanala mamirifiry. Tao anaty ala maizina, nifanehatra nifanatri-tava tamina zava-tsy nampoizina i Lisy ary voatery nanangona ny heriny rehetra.
Rehefa dila ny alina lava ary vita tamim-pahombiazana ny dia, dia nivoka ny masoandro, nanafana tsy ilay ala feno fanala fotsiny fa ny fon'ilay saka mpanasitrana koa.
| メディア | 書籍 Paperback Book (ソフトカバーで背表紙を接着した本) |
| リリース済み | 2019年8月11日 |
| ISBN13 | 9789523571945 |
| 出版社 | Wickwick Ltd |
| ページ数 | 40 |
| 寸法 | 203 × 254 × 3 mm · 127 g |
| 言語 | Malagasy |